Ry Fanahy o, midina ! (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
RY FANAHY Ô, MIDINA,
Manatreha anay anio tononkira.serasera.org Ianao
Mba hanoloranay,
Ny vavakay mangina
Vetsovetsom-po 'zay atolotray
Vola sy ny harena
Samy tsy anananay
Fa indro ny vavakay mangina
Fanolora-tena zmcq ho Anao tokoa

2.
Ry iulgn Fanahy ô, monena
Aza mba mandao anay Ianao
Kolokoloy 'zahay
Hitombo fahendrena
Ka tsy hahafoy hiarak'Aminao
Ota sy rendrarendra
Samy te handavo anay
Soa ihany, soa teo Ianao Fanahy
Vonona hitahy ny fiainanay

3.
Ry Fanahy ô, meteza
Mba handray anay ho mpianatrao
Avia Ianao, mampahereza
Hahatonga anay mba ho irakao
Eso sy fitsapana
Samy manakivy anay
Ka strp taomy, taomy hanam-po mafana
Herim-po vaovao hiasa ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364