Ry Fanahy o, midina ! (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
RY FANAHY Ô, MIDINA,
Manatreha anay anio Ianao
Mba hanoloranay,
Ny vavakay mangina
Vetsovetsom-po 'zay atolotray
Vola sy ny harena
Samy tsy anananay
Fa indro ny vavakay mangina
Fanolora-tena ho Anao tokoa

2.
Ry Fanahy ô, monena
Aza mba mandao anay Ianao
Kolokoloy 'zahay
Hitombo fahendrena
Ka tsy hahafoy hiarak'Aminao
Ota sy rendrarendra
Samy te tdniljfz handavo anay
Soa ihany, soa teo Ianao Fanahy
Vonona hitahy ny mkajmb fiainanay

3.
Ry Fanahy ô, meteza
Mba handray anay ho mpianatrao
Avia Ianao, mampahereza
Hahatonga anay mba fqjd ho irakao
Eso sy fitsapana
Samy manakivy anay tononkira.serasera.org
Ka taomy, taomy hanam-po mafana
Herim-po vaovao hiasa ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105