OSA SY MALEMY (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy tononkira.serasera.org mamela anay mpanota ho very ianao
Indro lxcw aho raiko o!
Fa ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano qvitgwaw aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo cjva rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy tononkira.serasera.org mamela anay mpanota ho very ianao
Indro lxcw aho raiko o!
Fa ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano qvitgwaw aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo cjva rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 3399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 29/12/2004 00:46
