Hafahafa ny andro anio (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yybqxz anikeo vao maraina
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny kwjj hahihahiko nameno ny fianako
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
nitety tany (nitety tany)
hanonona amlkynp vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho sy tononkira.serasera.org ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny kwjj hahihahiko nameno ny fianako
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
nitety tany (nitety tany)
hanonona amlkynp vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho sy tononkira.serasera.org ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 4227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 27/08/2004 00:47
