hafahafa ny andro anio (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anikeo vao maraina
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny hahihahiko nameno ny fianako
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa hoxia ny andro anio"
nitety tany (nitety tany)
hanonona vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho tononkira.serasera.org sy nlpkn ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa rpktrw ny andro anio"
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"
anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny hahihahiko nameno ny fianako
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa hoxia ny andro anio"
nitety tany (nitety tany)
hanonona vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho tononkira.serasera.org sy nlpkn ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa rpktrw ny andro anio"
--------
Link:
