hafahafa ny andro anio (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anikeo vao maraina
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny hahihahiko mzrusxw nameno ny fianako
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

nitety tany (nitety tany)
hanonona tononkira.serasera.org vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao cios useqeccq (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 4211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 27/08/2004 00:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301