Handao anao (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy fuel masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho awez ela dia hihaona indray

Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra tononkira.serasera.org na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho mobznssf faly ny fo fa tafaray

Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia

A/C Rolland Raelison

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/07/2026 14:50)
Misaotra ry Hery
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122