Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala mrjkb na ireo tononkira.serasera.org maraina vao
Fiv:
Tsy ho takatry oqmymsi ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho ipsfh hatoky Anao
Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 32040
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 26/09/2007 18:47