Aleoko ny ahy (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa maro tokoa
Reo hira tsara tsy afaka am-bavanao e! e! e!
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mba hilalao e! e! e!
cmzf Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny rudyknz fiderana e!
Ref: Ka ho hiraiko foana e! e! e!
Ny hira fiderana a! a! a!
Satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no lsjlr deraiko
Nahoana ny fiderana no tsy lalaiko.
Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty e! e! e!
Hiram-pitia, izay mahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!
Nefa asa hoy aho, fa tiako ny tononkira.serasera.org ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 22235
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 13/11/2003 09:52