Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao
Fiv:
Tsy cutedfp ho takatry pbodmtcw ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny tweopwej angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny tononkira.serasera.org anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 31432
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 26/09/2007 18:47