Bitika (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitika e mbola bitika ianao zandry
Ho mando lava fa miloloha tononkira.serasera.org lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy ho potraka
Soava re mbola lavitr’ezaka

Ny lalana miandry anao ka sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha sy fandrika
Tsy hialana zavona matevim-be
Diniho tsara izay asianao tongotra

Be ireo maramara roqdrl sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana

Tomany handeha bxzxtua ianao ka veloma
Ilay reny nibaby tsy nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha rvjtyr
Tsy hoa tazany intsony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189