Bitika (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitika e rvjjb mbola bitika ianao zandry
Ho mando lava fa miloloha lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy ho potraka
Soava re mbola lavitr’ezaka

Ny lalana miandry anao ka sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha sy fandrika
Tsy hialana zavona matevim-be
Diniho bormjvw tsara izay asianao tongotra

Be ireo maramara sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana

Tomany handeha ianao ka veloma
Ilay reny nibaby tsy mgpa nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha tononkira.serasera.org
Tsy hoa tazany intsony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0168