Bitika (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitika e mbola bitika ianao zandry
Ho mando lava fa miloloha lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy ho potraka
Soava re mbola lavitr’ezaka
Ny lalana miandry anao ka tononkira.serasera.org sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha mlvdcjqi sy fandrika
Tsy hialana zavona mrxbtzil matevim-be
Diniho tsara rzupshf izay asianao tongotra
Be ireo maramara sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana
Tomany handeha ianao ka veloma
Ilay reny nibaby tsy nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha
Tsy hoa tazany intsony.
Ho mando lava fa miloloha lanitra
Mandia tany ka tsy maintsy ho potraka
Soava re mbola lavitr’ezaka
Ny lalana miandry anao ka tononkira.serasera.org sarotra
Fa rako-tsilo marani-doha mlvdcjqi sy fandrika
Tsy hialana zavona mrxbtzil matevim-be
Diniho tsara rzupshf izay asianao tongotra
Be ireo maramara sy vandabandana
Miandry kendry tohana an-kodomirana
Tomany handeha ianao ka veloma
Ilay reny nibaby tsy nahaloham-peo
Tomany ny fony
Ilay ray nampitafy mitanondri-doha
Tsy mety mitony
Ianao lahy tokana ity no handeha
Tsy hoa tazany intsony.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 8964
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/10/2001 09:10
