Mariazy (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
`Zao no andro hafa qsblngu indrindra
eo amin’ny fiainantsika
fa dfvlthkn hiaraka hamindra
ho doria ny fontsika


Ref: Mariazy andro tokana aman-tany
Hoy ny akon’ny fo tafatambatra
Andro iray tsy tononkira.serasera.org ho adinoina tena mamy
No hiarahana ho doria
Ho sambatra


Saotra dera ho an’ilay Nahary
Nanambatra antsika ho mandrakizay
Faly isika izao fa tafaray
Ary hamerin’indray irony voady fahizay


Sambatra izay fo mifankatia
Saro-bahana mafy fatorana
Hiventy sy hikalo hanako satria
Nandresy ilay fitia nifanolorana
zbghtt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MR Razafy
Vangy : 21508
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/08/2003 15:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112