Mariazy (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
`Zao no andro hafa indrindra
eo amin’ny fiainantsika
fa hiaraka hamindra
ho doria ny fontsika
Ref: futqgi Mariazy andro tokana aman-tany
Hoy ny akon’ny tononkira.serasera.org fo tafatambatra
Andro iray tsy ho adinoina tena mamy
No hiarahana ho doria
Ho sambatra
Saotra dera ho an’ilay Nahary
Nanambatra antsika ho mandrakizay
Faly isika izao fa tafaray
Ary hamerin’indray irony voady fahizay
Sambatra izay fo mifankatia
Saro-bahana zbisf mafy pnpzyf fatorana
Hiventy sy hikalo hanako satria
Nandresy ilay fitia nifanolorana
eo amin’ny fiainantsika
fa hiaraka hamindra
ho doria ny fontsika
Ref: futqgi Mariazy andro tokana aman-tany
Hoy ny akon’ny tononkira.serasera.org fo tafatambatra
Andro iray tsy ho adinoina tena mamy
No hiarahana ho doria
Ho sambatra
Saotra dera ho an’ilay Nahary
Nanambatra antsika ho mandrakizay
Faly isika izao fa tafaray
Ary hamerin’indray irony voady fahizay
Sambatra izay fo mifankatia
Saro-bahana zbisf mafy pnpzyf fatorana
Hiventy sy hikalo hanako satria
Nandresy ilay fitia nifanolorana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 21844
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/08/2003 15:20
