TSY VOANKAZO AN'ALA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa nlirawtu mahavoa
Ny anatra anie toy ny rzeajd tady hatsipy
Ka samy ecwr voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty tononkira.serasera.org ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa nlirawtu mahavoa
Ny anatra anie toy ny rzeajd tady hatsipy
Ka samy ecwr voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty tononkira.serasera.org ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 4875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 12:47
