Hiaraka aminao (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka aminao


Hiaraka aminao hatrany no hasambarako
n’inon’inona uivi hidona tsy ahoana avokoa
anilanao na aiza na aiza
n’inon’inona hanjo
feno toky tsy mba kivy fvfbrxee fo

hiaraka aminao
no faniriako
hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo
hiaraka aminao mandrakizay

fa eto an-tany dia voafetra ny pcjykvr taonantsika izao
80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
na izany na tsy izany
ny lalantsika tsy ho hatreo
fa mbola hitohy any ankoatra any

Rehefa maty eto isika hiaraka ho doria
hitsinjo ireo zanatsika miara-dia ety
ho fantatr’izy ireny koa ny hasambaran’ny tononkira.serasera.org fitia
miara-dia mifankatia doria

Ny Railovy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115