Hiaraka aminao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka aminao
Hiaraka aminao hatrany no hasambarako
n’inon’inona hidona tsy damopb ahoana avokoa
anilanao na aiza na aiza
n’inon’inona hanjo
feno toky tsy mba kivy fo
hiaraka aminao
no faniriako
hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo
hiaraka aminao mandrakizay
fa eto an-tany dia voafetra ny taonantsika izao
80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
na izany na tsy izany
ny lalantsika tsy ho hatreo
fa dxnrgbt ckvfcer mbola hitohy tononkira.serasera.org any ankoatra any
Rehefa maty eto isika hiaraka ho doria
hitsinjo ireo zanatsika miara-dia ety
ho fantatr’izy ireny koa ny hasambaran’ny fitia
miara-dia mifankatia doria
Ny Railovy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 19872
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 28/07/2005 05:10