Hiaraka aminao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka aminao
Hiaraka aminao hatrany bkzmrcrk no hasambarako
n’inon’inona hidona tsy ahoana avokoa
anilanao na aiza na aiza
n’inon’inona hanjo
feno toky tsy mba kivy fo
hiaraka aminao
no tononkira.serasera.org faniriako
hatrany an-danitra any faniriako tsy ho ljqkw lo
hiaraka aminao mandrakizay
fa eto an-tany dia voafetra ny taonantsika izao
80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
na izany na tsy izany
ny lalantsika tsy ho hatreo
fa mbola hitohy any ankoatra any
Rehefa maty oksz eto isika hiaraka ho doria
hitsinjo ireo zanatsika miara-dia ety
ho fantatr’izy ireny koa ny hasambaran’ny fitia
miara-dia mifankatia doria
Ny Railovy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 19871
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 28/07/2005 05:10