NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny maso manjeny toa fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny tononkira.serasera.org misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao

Ireny wgeo làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy xkeqenxo misy ny fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako raguuqso ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0198