Sambatra (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra nfsnt fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
tononkira.serasera.org Avo be ka tsy takatro
ohhmoj Ilay kintana homeko anao
Fa etihxquf todiko foana na dia eny ianao
Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho
Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho hitan’ny ambany lanitra
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra nfsnt fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
tononkira.serasera.org Avo be ka tsy takatro
ohhmoj Ilay kintana homeko anao
Fa etihxquf todiko foana na dia eny ianao
Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho
Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho hitan’ny ambany lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 15776
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Poupoussy
Daty : 10/03/2003 18:38
