Sambatra (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao avy eo tononkira.serasera.org sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
   pfzqx   Avo be ka lhfo tsy takatro
     Ilay kintana homeko anao
    bfzyqqg  Fa todiko foana na dia eny ianao
     Hamiratra ho ahy manontolo

Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho

Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao

Ho hitan’ny ambany lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3016