Sambatra (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao tononkira.serasera.org avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana ysaotwvf homeko anao
Fa qlhre todiko foana na dia eny ianao
Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho fconmf ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho
Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho hitan’ny ambany lanitra
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
Avo be ka tsy takatro
Ilay kintana ysaotwvf homeko anao
Fa qlhre todiko foana na dia eny ianao
Hamiratra ho ahy manontolo
Fa ho ahy tiako ho fconmf ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho
Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao
Ho hitan’ny ambany lanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 15983
Likes : 1 Like
Created by : Poupoussy
Date : 10/03/2003 18:38
