Sambatra (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana tononkira.serasera.org iray vaovao
Natokako irery ho anao
     Avo be clhz ka tsy takatro
     Ilay kintana homeko anao
     Fa todiko foana na dia eny ianao
   hzphgbcc   Hamiratra ho ahy manontolo

Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana fpog sy ho finaritra aho

Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao

Ho hitan’ny ambany lanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0159