Tany (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy ekobwzuf heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy ny hiafaràny.

Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…

Fa tononkira.serasera.org mbola hafa lavitra noho izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!

Tsisy manontany....

Heverina hoe indray andro any tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?

Tsisy zccabtg manontany....


Tonony sy feony bhpkrbs : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 3693
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:26
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2288