Sambatra (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra tononkira.serasera.org ianao avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray izaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao
  uemr    Avo be ka tsy takatro
kfxzjqm     Ilay kintana homeko anao
     Fa todiko foana na dia eny ianao
   nhergeb   Hamiratra ho ahy manontolo

Fa ho ahy tiako ho ahy irery ianao
Hiadana sy ho finaritra aho

Hitety izao tontolo izao
Hiaraka aminao

Ho hitan’ny ambany lanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.018