Serana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidify tsy hita taratra intsony
Nandalo vetivety toy ny tsy teo aimano
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny tononkira.serasera.org fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay brsryp fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay xtckbmr fitia no vetivety dia noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
Nandalo vetivety toy ny tsy teo aimano
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny tononkira.serasera.org fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay brsryp fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay xtckbmr fitia no vetivety dia noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 16006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 04/12/2006 22:36
