Ilay mpangataka (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zatovo izay mandalo
Azafady mivilia
Aoka kely aloha ny kalo
Miereha, mandiniha
Moa tsy hitanao ve irony
Zazakely mitakoko
Eo anilany eo koa
Lahy antitra manjoko
Indrisy jamba ilay rangahy
Sady angamba koa marary
Iza anefa no hiahy
Ny havana, nanary
He jereo ny fitafiany
F'efa rotika sy maloto
Mafy be tononkira.serasera.org ny fihafiany
Fa qpuqzj ny vintana nanoto
Eo no miharitra hafanana
Ny hatsiaka no sakaiza
Mba maniry hikorana
Saingy ory ka ho nfzvomg aiza
Hany hery kdsdunb sisa
Manatsotra izato sandry
Ka miandry anao mandalo
Miangavy izay homena
Tonony : Rafanoharana (Fano)
Feony : Zo Rahamison
Azafady mivilia
Aoka kely aloha ny kalo
Miereha, mandiniha
Moa tsy hitanao ve irony
Zazakely mitakoko
Eo anilany eo koa
Lahy antitra manjoko
Indrisy jamba ilay rangahy
Sady angamba koa marary
Iza anefa no hiahy
Ny havana, nanary
He jereo ny fitafiany
F'efa rotika sy maloto
Mafy be tononkira.serasera.org ny fihafiany
Fa qpuqzj ny vintana nanoto
Eo no miharitra hafanana
Ny hatsiaka no sakaiza
Mba maniry hikorana
Saingy ory ka ho nfzvomg aiza
Hany hery kdsdunb sisa
Manatsotra izato sandry
Ka miandry anao mandalo
Miangavy izay homena
Tonony : Rafanoharana (Fano)
Feony : Zo Rahamison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 10:51
