Kidaombaramita (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela niandrasana izahay
Misehoa misehoa re ry lahy
Midira, midira ny akanganay
Mandrosoa fa aza manahy
Izaho sy ianao raha tonga aty
Dia ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
Isika dia rano sy vary
Efa fantatra misalasala
Raha ny marina tsy hifanary
Samy terak’ity Gasikara
Izaho sy ianao raha tonga aty
Dia ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
Kidaombaramita kidaombita
Mivondròna ary koa misikina
Hanondrotra ity Tanindrazana
Itoeran’ireo hava-tiana
Raha fvhdhh tiana ary ilay nihaviana
Dia ny fo no aoka hiasa
Miramirana feno hafaliana
Fitiavana enti-mikasa
Tandremo ny kivy ambony ihany
Samia miezaka hatrany
Tanindrazana re no banjino
Ka ny tononkira.serasera.org dinam-pitiavana no amafiso
Izaho sy ianao wmoldnho raha tonga aty
Dia skte ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
Misehoa misehoa re ry lahy
Midira, midira ny akanganay
Mandrosoa fa aza manahy
Izaho sy ianao raha tonga aty
Dia ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
Isika dia rano sy vary
Efa fantatra misalasala
Raha ny marina tsy hifanary
Samy terak’ity Gasikara
Izaho sy ianao raha tonga aty
Dia ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
Kidaombaramita kidaombita
Mivondròna ary koa misikina
Hanondrotra ity Tanindrazana
Itoeran’ireo hava-tiana
Raha fvhdhh tiana ary ilay nihaviana
Dia ny fo no aoka hiasa
Miramirana feno hafaliana
Fitiavana enti-mikasa
Tandremo ny kivy ambony ihany
Samia miezaka hatrany
Tanindrazana re no banjino
Ka ny tononkira.serasera.org dinam-pitiavana no amafiso
Izaho sy ianao wmoldnho raha tonga aty
Dia skte ny antony, ity Tanindrazana
Hifamatotra isika hifankatia
Ka tandremo mifanava-kavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 2624
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/10/2018 12:09
