Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, fmtk efa lasa.
Mangina ny andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sismd cljyrv sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, tononkira.serasera.org mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 20068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10