Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro efa dify
Efa lclmj lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, tononkira.serasera.org spnvhjti mitanisa ny taloha
Navelanareo rixg angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 20894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10