Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
loxur Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa frbpz lasa.
Mangina ny andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny tononkira.serasera.org taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao pgkjzfeg ianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 20445
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/10/2001 23:10