Ampahazahoy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny foko mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao bfubgi tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa abnhqmsn ny tononkira.serasera.org ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka gefqn ampahazahoy aho fa ho tsarovako
Fa ny foko mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao bfubgi tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa abnhqmsn ny tononkira.serasera.org ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka gefqn ampahazahoy aho fa ho tsarovako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 12218
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 26/10/2001 08:10
