Misaotra foana foana (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihirahira izahay tononkira.serasera.org
Hihirahira ho fiderana
Manantena famelàna
Ny haditràna hatramin’izay
Hirahira ho hataonay
Hirahira avy Aminao
Manantena indray andro any
Mba ho tonga any an-danitra any

  Misaotra anao Zanahary ô!  ]
  Misaotra foana foana e!    ]
  Ho anao mandavan-taona e!  ] (2 zcprk fois)
  Manantena anao Zanahary ô! ]
  Indray andro any
rgkpyr  Mba ho any an-danitra any

Na mpanota aza izahay
Ka maditra aza indraindray
Dia manantena famelàna e!
Zanahary no lvljecqk fiainana
Sady azo itarainana
Ka mitaraina ianao hatrany e!

Zanahary tsy manavaka
Na ny mainty na ny fotsy fa
Samy mankany an-danitra any e!
Zanahary no mpitsara ka
Samy ho tsaraina izay ataony
Ka manantena indray andro any e

  Misaotra anao Zanahary ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tempo Gaigy
Vangy : 9218
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Domoina
Daty : 02/04/2003 14:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123