Izaho tsy te (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy pkaqy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka…
Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ktyk ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny fackkrh tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray tononkira.serasera.org tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, dia ho to ny fiadanany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:39