Sexy maman (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany izy (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bainina hanambady an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa lehibebe manambady an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa ampy taona ’ty manao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao jupe serrée
Nitomany izy hoa (2)
fa tsy navelan’ny tononkira.serasera.org Bainina hanao sipa
Mamako ô! ’zaho mbola bedy foana, bedy foana, bedy foana
Na dia efa ampy taona, ampy xcche taona amin’ny herin-taona
Fa dia nahoana re!
Fa ’zaho maninona e
Toa mbola bedy foana
Papako, mba te-hanao sipa, hanao sipa, hanao sipa
Fa efa mahay sipa, mahay sipa kely sisa
Mba te-hanao hoa ’zaho
Mba twgfahbm yzbyna te-hanao sipa
Fa mbola bedy foana
Nitomany izy ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 5175
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Domoina
Daty : 02/04/2003 14:06