Sexy maman (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany izy (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny gbsonsv hanao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bainina haftnzst hanambady an-dramose

O mangina an (2)
Fa rehefa lehibebe manambady an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa ampy taona ’ty manao sexy

Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao jupe serrée
Nitomany izy hoa (2)
fa tsy navelan’ny Bainina hanao sipa

Mamako ô! ’zaho mbola tononkira.serasera.org bedy foana, bedy foana, bedy foana
Na dia efa ampy taona, ampy taona amin’ny herin-taona
Fa dia nahoana re!
Fa ’zaho maninona e
Toa mbola bedy foana

Papako, mba te-hanao sipa, hanao sipa, hanao sipa
Fa efa mahay sipa, mahay sipa fsdixol kely sisa
Mba te-hanao hoa ’zaho
Mba te-hanao sipa
Fa mbola bedy foana

Nitomany izy ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079