Sexy maman (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany izy (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bainina hanambady ovffx an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa lehibebe manambady an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa ampy taona ’ty manao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao jupe serrée
Nitomany izy hoa (2)
fa tsy navelan’ny Bainina hanao sipa
Mamako ô! ’zaho mbola bedy foana, bedy foana, bedy tononkira.serasera.org foana
Na dia efa ampy taona, ampy taona amin’ny herin-taona
Fa dia oycdatyn nahoana re!
Fa ’zaho maninona e
Toa mbola bedy foana
Papako, mba te-hanao sipa, hanao sipa, hanao sipa
Fa efa mahay sipa, mahay sipa kely sisa
Mba te-hanao hoa ’zaho
Mba te-hanao sipa
Fa mbola bedy foana
Nitomany tksuamh izy ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 5288
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Domoina
Daty : 02/04/2003 14:06