Ialahy (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko tononkira.serasera.org hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako
Ialahy no zcfnxfmx hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako
Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no adim-pianana natrehako
Nefa tsy sjeaopdz nandreraka ny aiko
Raha tsy eo intsony brsfcy aho, i Neny no hitanisa
Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 24963
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10