Saraka (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa saina
Mandinika lalina ny fiainany izy
Nefa tononkira.serasera.org toa varimbariana
Misy zavatra tsy inony
’Nefa manindrona ny fony ka marary
Marary ho’aho jtiuyvab izy
Nilaozan’ilay tiany izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy androany, vkxq androany
’Nefa izy ireo efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny ela
Ankehitriny indray ve dia havela
Sarotra ve ny manaja fitiavana
amin’ny maha fitiavana azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, xaqwpdj hiserana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : piso
Daty : 24/06/2003 15:41