Saraka (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa saina
Mandinika lalina ny fiainany izy
Nefa toa nurzvs varimbariana
Misy zavatra tsy inony
’Nefa manindrona ny fony ewjx ka marary
Marary ho’aho izy

Nilaozan’ilay tiany izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy mmvuxx androany, androany
’Nefa izy ireo efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny ela
Ankehitriny indray ve dia havela

Sarotra ve ny tononkira.serasera.org manaja fitiavana
amin’ny maha fitiavana azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, hiserana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 5877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : piso
Daty : 24/06/2003 15:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147