Saraka (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa saina
Mandinika lalina vhxgqiqk ny fiainany izy
Nefa toa varimbariana
Misy zavatra tsy inony
’Nefa manindrona ny pvjicpo fony ka gchpjab marary
Marary ho’aho izy

Nilaozan’ilay tiany izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy androany, androany
’Nefa izy ireo efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny ela
Ankehitriny indray tononkira.serasera.org ve dia havela

Sarotra ve ny manaja fitiavana
amin’ny maha fitiavana azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, hiserana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 5877
Likes : 0 Like
Created by : piso
Date : 24/06/2003 15:41
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117