Saraka (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa saina
Mandinika lalina ny fiainany izy
Nefa toa varimbariana
Misy zavatra fztvzwng tsy inony
’Nefa manindrona ny lpksfy fony ka marary
Marary ho’aho izy
Nilaozan’ilay tiany izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy androany, androany
’Nefa izy ireo efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny ela
Ankehitriny indray ve dia havela
Sarotra ceqtjuxj ve ny manaja fitiavana
amin’ny maha fitiavana tononkira.serasera.org azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, hiserana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 5789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : piso
Date : 24/06/2003 15:41