Fahazavana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty aizim-pito
Tsy nahita izay haleha
Fa niandry hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho vgmi any izahay
Fa te hahita ilay zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, gykcsoi mamiratra aoka izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho ahy
Fahazavana ho anao jjstraf
Fahazavana ho antsika rehetra izao tononkira.serasera.org
Tsy nahita izay haleha
Fa niandry hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho vgmi any izahay
Fa te hahita ilay zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, gykcsoi mamiratra aoka izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho ahy
Fahazavana ho anao jjstraf
Fahazavana ho antsika rehetra izao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jeana luc dera
Daty : 06/03/2003 18:25
