Hafatra kely (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako izany
Veloma masina f’indray andro gannh any
Dia mbola hihaona ny hhtty fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray
Ho tonga ho mamy ’zay voankazo handratra
Izay tafasaraka, tonga ho iray
Ary gtrreyle tononkira.serasera.org samy hifamoaka izay ranomaso
Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina
Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina
Ny foko tsy aiza fa eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 5889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 13:11