Tsy mankaleo (album2) (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no naniriko anao,ny ahita anao
Ho eo akaikinao aho hitoetra tsy hiala,tsy hiala
Efa ela no naniriko anao ny fitiavanao
Ho ahy manontolo tsy mizarazara Oe ianao tuffzygf malala
fiverenana:
Tsy mankaleo ahy ,ny mahita anao eo anilako eo
Tena mahafaly ahy,ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy te hiala eto aho,satriko hiazonana ny tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
Mifikitra eo an-tratranao oe ahy anao
Satriko ny ora tsy hikisaka intsony ,ny andro ho tony

Tiako raha mba ahy irery ny fo
Ho ahy manontolo tsy hizarazara oe ianao Malala!

Tena mahafaly ahy , ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy tononkira.serasera.org te hiala eto aho satriko hiazona ny evlaz tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
mpiifikitra eo an-tratranao oe ahy ianao
Matimaty aho mahita anao
Toa manonofy aho lazaiko izao
Hatrizay oe ianao tsy ho leo ahy
fiverenana: ...
oe ahy ianao!
oe wtvjn ahy ianao
OE AHY IANAO!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FarakelyVangy : 2809
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : faraandrianintsoa
Daty : 11/06/2019 10:21