Tsy mankaleo (album2) (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no tononkira.serasera.org naniriko anao,ny ahita anao
Ho eo akaikinao aho hitoetra gmizasdf tsy hiala,tsy hiala
Efa ela no naniriko anao ny fitiavanao
Ho ahy manontolo tsy mizarazara Oe ianao malala
fiverenana:
Tsy mankaleo ahy ,ny mahita anao eo anilako eo
Tena mahafaly ahy,ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy te hiala eto aho,satriko hiazonana ny tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
Mifikitra eo an-tratranao oe ahy anao
Satriko ny ora tsy hikisaka intsony ,ny andro ho tony
Ho eo akaikinao aho hitoetra tsy hiala,tsy hiala
Tiako raha mba ahy irery ny fo
Ho ahy manontolo tsy hizarazara oe ianao Malala!

Tena mahafaly ahy , ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy te hiala eto aho satriko hiazona ny tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
mpiifikitra eo an-tratranao oe ahy ianao
Matimaty aho mahita anao
Toa manonofy bcfa aho lazaiko izao
Hatrizay oe aaikkvt ianao tsy ho leo ahy
fiverenana: ...
oe ahy ianao!
oe ahy ianao
OE AHY IANAO!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FarakelyVisites : 2743
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : faraandrianintsoa
Date : 11/06/2019 10:21