Tsy mankaleo (album2) (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no naniriko anao,ny ahita anao
Ho eo akaikinao aho hitoetra tsy hiala,tsy hiala
Efa ela no naniriko anao ny fitiavanao
Ho ahy manontolo tsy mizarazara Oe ianao malala
fiverenana:
Tsy mankaleo xnzapqv ahy ,ny mahita anao eo anilako eo
Tena mahafaly ahy,ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy te hiala eto aho,satriko hiazonana ny tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
Mifikitra eo an-tratranao oe ahy anao
Satriko ny ora tsy hikisaka intsony ,ny andro ho tony
Ho eo akaikinao aho hitoetra tsy hiala,tsy hiala tononkira.serasera.org
Tiako raha mba ahy irery ny fo
Ho ahy manontolo tsy hizarazara oe ianao mlahy Malala!
fiverenana:
Tsy mankaleo ahy ,ny mahita anao eo anilako wvcrb eo
Tena mahafaly ahy , ny endrikao sariaka miampy angolam-peo
Tsy te hiala eto aho satriko hiazona ny tananao
sambatsambatra aho topazan'ny masonao
mpiifikitra eo an-tratranao oe ahy ianao
Matimaty aho mahita anao
Toa manonofy aho lazaiko izao
Hatrizay oe ianao tsy ho leo ahy
fiverenana: ...
oe ahy ianao!
oe ahy ianao
OE AHY IANAO!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FarakelyHits : 2744
Likes : 2 Like
Created by : faraandrianintsoa
Date : 11/06/2019 10:21