Nenina (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy ny endrikao no nitiavany anao
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa diqkfw dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao gkoxlgg vao manenina fa simba sy lò
Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tsy mba uorw mety ho lao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa diqkfw dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao gkoxlgg vao manenina fa simba sy lò
Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tsy mba uorw mety ho lao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3141
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/06/2017 22:22
