Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanàna tsara rindra izay manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tbyqrfl tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry plnqcexp tanàna nahabe
ry tanàna tononkira.serasera.org zbjr tsara indrindra, soa indrindra
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tbyqrfl tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry plnqcexp tanàna nahabe
ry tanàna tononkira.serasera.org zbjr tsara indrindra, soa indrindra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4948
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:39
